|
|
|
|

Entry1  izahana
Root  2  zaha
Part of speech  3  relative verb
Examples  4  Mba hizahako ny havesany [2.653#1014]
5  Ary raha mifanindry be eo am-bava lavaka ny atsipy dia atao hoe tsaboina, izahana izay ho latsaka ao an-davaka. [1.437#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word izahana

Anagrams  11  haizana, hazaina, ihazana, izahana

Updated on 2023/01/20