Entry | 1 j |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona. [1.1] |
Explanations in French |
4 La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz. [1.3] |
Patronyms |
|
Tables and plates |
6 The Alphabets |
Article |
7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Updated on 2020/11/03 |