|
|
|
|

Entry1  jabaina
Root  2  jaba
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maizina dia maizina
Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao
Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11