Entry (1/3) | 1 jaba |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. |
Derivatives |
|
Synonyms | 6 jabajaba |
Entry (2/3) | 7 jaba |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Sihanaka]
very |
Entry (3/3) | 10 jaba |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Bara]
tsabaka, fitsabahana |
Synonyms | 13 jabaka |
Updated on 2025/01/21 |