Entry | 1 jabajaba |
Root | 2 jaba |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabajabany akory izay lazaina aminy 5 Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jabajaba ny andro. [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 jaba |
Updated on 2023/01/20 |