Entry (1/2) | 1 mijabajaba |
Root | 2 jabajaba |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao 5 Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mijabajabà |
Root | 11 jabajaba |
Part of speech | 12 imperative of active verb mijabajaba [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Anagrams | 15 ijabajabam, mijabajaba, mijabajabà |
Updated on 2023/01/20 |