Entry | 1 jamba mitantana jamba |
Elementary words | 2 jamba, mitantana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon' izy ireo na kely aza |
Updated on 2024/12/07 |