|
|
|
|

Entry1  jamba mitantana jamba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon' izy ireo na kely aza
Elementary words  4  jamba, mitantana

Updated on 2024/12/07