|
|
|
|

Entry1  janjanana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery
Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony
Root  4  janjana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  anjanjana, janjanana, najanjana

Updated on 2025/01/21