|
|
|
|

Entry1  jinjaina
Root  2  jinja
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao
Explanations in English  5  [1.7] to be reaped, to be cut down
Explanations in French  6  [1.3#296, 1.8] qu'on coupe, qu'on moissonne
7  [1.3#296] qu'on récolte
Examples  8  Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. [2.508]
9  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Other spellings  14  jinjana
Proverbs  15  Proverbs containing the word jinjaina

Anagrams  16  ajinjany, ijinjana, jinjaina, jinjanay, njainjay

Updated on 2023/01/20