|
|
|
|

Entry1  jinjana
Root  2  jinja
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao?
Explanations in French  5  [1.3#296] qu'on coupe, qu'on moissonne
Examples  6  Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana. [1.316]
7  Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano. [2.996]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  jinjaina
Proverbs  13  Proverbs containing the word jinjana

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21