|
|
|
|

Entry1  jinjana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao?
Explanations in French  4  [1.3#296] qu'on coupe, qu'on moissonne
Examples  5  [1.316] Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana.
6  [2.996] Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano.
Root  7  jinja
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  jinjaina
Proverbs  13  Proverbs containing the word jinjana

Anagrams  14  ajinjan, anjinja, janjiƱa, jinanja, jinjana, najinja

Updated on 2025/01/21