Entry | 1 jokoina |
Root | 2 joko |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka: Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word jokoina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |