|
|
|
|

Entry1  joko tsoriaka mahasambo-kary
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy
Examples  4  [1.1] Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary
Elementary words  5  joko, tsoriaka, mahasambotra, kary

Updated on 2024/12/07