Entry | 1 jomoina |
Root | 2 jomo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany 5 Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany [1.1] |
Explanations in French |
6 A qui on parle en secret, à qui on chuchote, qu’on enjôle, qu’on entraîne secrètement, qu'on épie en cachette: Aza jomoin' ialahy toy izany ny sasany (Ne chuchote pas ainsi avec les autres) ~ Nojomoin’ ny namana ratsy izy ka simba tamin’ ny farany (Il a été enjôlé par de mauvais camarades et à la fin il a été gâté) [1.3#299] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 jomojomoina |
Anagrams | 12 ajomony, ijomoan, jomoina, nijomoa |
Updated on 2023/01/20 |