|
|
|
|

Entry1  jomojomoina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany
Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany
Root  4  jomojomo
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  jomoina

Updated on 2024/12/11