Entry (1/2) | 1 jomòka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany 4 [1.1][jamòka] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) |
Explanations in English |
5 [1.7] quiet and retiring |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] calme, doux 7 [1.3] retenu, silencieux 8 [1.3][jamòka] doux, paisible, silencieux |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 jamoka |
Entry (2/2) | 13 jomoka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 [1.19] [Tankarana]
poussière. |
Synonyms | 16 jomontany |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/28 |