Entry (1/3) | 1 kantsana |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Sound |
Explanations in Malagasy | 4 Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1] |
Explanations in French | 5 le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 11 kantsana |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy | 13 Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1] |
Updated on 2023/10/17 |