|
|
|
|

Entry1  mikantsana (kantsana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana 4  Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Analogs  8  mivatsavatsa, mikamentsona, mipentsompentsona, mitsaontsaom-bava

Anagrams  9  manantsika, mikantsana

Updated on 2023/01/20