|
|
|
|

Entry (1/3)1  karija
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany
Analogs  4  fahetse

Entry (2/3)5  karija
Part of speech  6  noun
Analogs  7  sikidy
Text  8 

Entry (3/3)9  Karija
Part of speech  10  name (anthroponym) [Full list]
Examples  11  Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508#]
Vocabulary  12  History: individuals

Anagrams  13  ajarik, jarika, karajy, Karija, karija

Updated on 2025/02/08