Entry | 1 kavia |
Root | 2 havia |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kaVAnana) |
Explanations in English |
5 [1.7] left-handed |
Explanations in French |
6 [1.8] gaucher |
Examples |
7 Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra. [2.436#] |
Antonyms | 8 kavanana |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |