Entry 1/2 |
havia
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo,
dia ny havanana.
[1.10]
|
| Amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1]
|
Explanations in English | The left side [1.2, 1.7]
|
| The left hand [1.7]
|
Explanations in French | La main gauche [1.3, 1.8]
|
| Le côté gauche [1.3, 1.8]
|
Examples |
1 | Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko.
[2.499]
|
2 | Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana.
[2.245]
|
|
Derivatives |
|
Antonyms |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
havia
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Qui est inférieur en grade à un autre [1.3]
|
Synonyms | |
|