Entry (1/3) | 1 havanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana |
Explanations in English |
4 [1.2] the right side [mal. (tanang) kanan (?).] 5 [1.7] the right hand or the right side |
Explanations in French |
6 [1.3#227] la droite, le côté droit, la place d'honneur 7 [1.8] le côté droit, la main droite |
Examples |
8 ny nono havanana omena ny zokiny; [2.245#] 9 ny tanany havanana mandritra alin-dahy; [2.69#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 14 havia |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word havanana |
Entry (2/3) | 22 havanana |
Part of speech | 23 adjective |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Mahay, kinga: Havanana amin' ny sary Rakoto |
Explanations in English |
25 [1.7] right-handed; adroit, able |
Explanations in French |
26 [1.3#227] qui est habile, qui sait faire 27 [1.8] qui travaille de la main droite; droitier |
Entry (3/3) | 28 havanana |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in French |
30 [1.3#227] qui est supérieur en grade à un autre |
Anagrams | 31 anavahan, hanavana, havanana, nanavaha, navahana |
Updated on 2022/05/26 |