|
|
|
|

Entry1  manavanana (havanana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia [1.1]
4  Mahakinga: Manavanana azy ny miteny [1.1]
5  Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý [1.1]
6  Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy. [1.1]
Explanations in English  7  right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands. [1.2]
8  to be easy, to be convenient for one [1.7]
Explanations in French  9  être facile; qu'on trouve commode [1.8]
Examples  10  ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manavanana

Updated on 2023/08/11