Entry | 1 manavia |
Root | 2 havia |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10#H136] tsy hay atao tsara amim-pahakingana: Manavia ahy ny mandrafitra fa ny mamboatra ny milina no haiko 5 [1.1] Mampiasa ny tanana havia Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io |
Explanations in English |
6 [1.2] left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. 7 [1.7] to be difficult or inconvenient for one |
Explanations in French |
8 [1.8] |
Examples |
9 Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#] 10 Mora taitra ny lazan-javatra ka very andro amin' izany, manavia azy ny asa-tena, hany ka manantena ny hafa fa malain-kisasatra. [1.381#] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 manaviavia |
Antonyms | 15 manavanana |
Compound words |
|
Anagrams | 17 amavany, anaviam, maivana, maivaña, mañavay, manavia |
Updated on 2023/01/20 |