|
|
|
|

Entry1  kekerina
Root  2  kekitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
5  Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko
6  Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
7  Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1]
Explanations in English  8  to be bitten, to be stung [1.7]
Explanations in French  9  qui est piqué, qui est mordu [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Other spellings  14  kaikerina
Proverbs  15  Proverbs containing the word kekerina

Anagrams  16  kekerina, kinerake

Updated on 2023/02/03