|
|
|
|

Entry1  kaikerina
Root  2  kaikitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko
Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  kekerina
Proverbs  10  Proverbs containing the word kaikerina

Updated on 2024/12/11