Entry | 1 kevoka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany [1.1#487] |
Explanations in English |
9 vain, pretentious [1.7] |
Explanations in French |
10 vain, présomptueux [1.3#325, 1.8] 11 fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux. [1.3] |
Examples |
12 Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy. [2.470#71] 13 Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy. [2.472#113] |
Analogs | 14 Mpirehareha, be rehaka, kasikasy, kevo-dahy, dedaka, sehoka, somehoka, maivan-kitsaka, be ebo, firinga mievotra, mampilahendrena, miana-kendry |
Anagrams | 15 kevoka, vokeka |
Updated on 2022/01/06 |