|
|
|
|

Entry1  kiahina
Root  2  kiaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
5  Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny
6  Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka [1.1]
Explanations in English  7  to be scratched [1.7]
Explanations in French  8  qu'on effleure ou égratigne en passant [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  ankihia, ihikana, kaihina, kiahina

Updated on 2023/01/20