Entry (1/2) | 1 kiaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako [1.1] |
Explanations in English |
8 a scratch; a grazing contact [1.7] |
Explanations in French |
9 égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace [1.8] 10 écorchure [1.13, 1.66.fr#323] 11 strie [1.13] |
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 13 kiaka |
Part of speech | 14 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
19 Sound |
Explanations in Malagasy |
20 Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? [1.1] |
Examples |
21 Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay. [2.472#] |
Anagrams | 22 kaika, kiaka |
Updated on 2022/06/25 |