Entry |
kiakiaka
(kiaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
|
Explanations in English | Piercing cries [1.7]
|
Explanations in French | Cris perçants [1.8]
|
Examples |
1 | Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy.
[2.472]
|
2 | Kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
kiakiaka,
kiakiako,
kiakiakao,
kiakiany,
kiakiatsika,
kiakiakay,
kiakiakareo,
kiakian',
kiakia-,
kiakiaky |
|
Derivatives |
|
Entry |
Kiakiaka
|
Part of speech | name (toponym)
|
Examples | Avaradrano sy Kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina.
[2.48]
|
Vocabulary |
Coordinates | -19, 47.5
|
|