Entry (1/2) | 1 mikiaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony |
Root | 4 kiaka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mikiaka |
Entry (2/2) | 10 mikiaka |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko |
Root | 13 kiaka |
Morphology |
|
Anagrams | 17 akaikim, mikaika, mikiaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |