|
|
|
|

Entry1  kidoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana
Explanations in English  4  [1.7] a mattress
Explanations in French  5  [1.3#328, 1.8] matelas
6  [1.3#328] paillasse
7  [1.196] Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc.
Examples  8  Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra. [2.643#]
9  Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4#]
10  Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470#]
Compound words 

Anagrams  16  doroky, kidoro

Updated on 2023/10/08