|
|
|
|

Entry1  sesi-kidoro
Elementary words  2  sesika, kidoro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory [1.1]

Updated on 2023/10/02