Entry | 1 kilakilaina |
Root | 2 kilakila |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aforiporitra; fozafozaina: Aza kilakilaina tahakaizao ity akanjonao 5 Levilevena, tsy itondrana roa: Nokilakilainy izaitsizy ilay zandriny [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 kitakitaina |
Anagrams | 11 ialikalikan, kilakilaina, nialikalika |
Updated on 2023/01/20 |