|
|
|
|

Entry (1/3)1  kilany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox) [1.1]
Analogs  4  Tavin-kisoa, karabe, lokaloka

Entry (2/3)5  kilany
Root  6  kilaka
Part of speech  7  noun kilaka and pronoun

Entry (3/3)8  -kilany
Part of speech  9  noun hila and pronoun

Anagrams  10  Ankily, -kilany, kilany, kinaly, lakiny, Ankily, -kilany, kilany, kinaly, lakiny

Updated on 2023/01/05