|
|
|
|

Entry (1/2)1  kinaka
Root  2  kaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka
Explanations in French  5  [1.3#305] calé
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  voakaka

Entry (2/2)10  kinaka
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Jereo hinaka
Explanations in French  13  [1.3] comme hinaka

Anagrams  14  ikakan, kakany, kanika, kinaka, nakiak, nikaka

Updated on 2025/02/02