|
|
|
|

Entry1  kinasoka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] voakasoka, kasohina: Nokinasony tamin' ny arim-bilany ny akanjony ka tezitra reniny
Explanations in French  4  [1.3#316] frotté contre, remué dans: Nokinasoky ny arim-bilany ny patalohako (Mon pantalon à frotté contre la suie)
Root  5  kasoka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  kinasoka

Anagrams  10  kinasako, kinasoka, nakasiko, nakisako, nakisoka, nikasako, nikasoka, nisakako, nisokaka, sakaniko

Updated on 2025/01/21