|
|
|
|

Entry1  kingakinga
Root  2  kinga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa
Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika
Examples  5  [2.895] kingakinga ery ny Komandy, nody.
6  [2.445] Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io.
7  [2.472] Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy.
Derivatives 
8  Adjectives :
Synonyms  9  kinga

Updated on 2025/01/21