|
|
|
|

Entry (1/3)1  kinga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa
4  Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. [1.1]
5  maila-pihetsika [1.13]
Explanations in English  6  clever, quick, shrewd [1.7]
Explanations in French  7  habile, leste [1.8, 1.13]
8  adroit, agile [1.13]
Examples  9  kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470]
10  Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472]
Morphology 
11  Simple :
12  Imperative :
Derivatives 
13  Names :
14  Adjectives :
Synonyms  15  kingakinga
Analogs  16  mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, fanalo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika

Entry (2/3)17  kin
Part of speech  18  imperative of adjective kinga [Full list]
Examples  19  Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4]

Entry (3/3)20  kinga
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22  petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, viNAny. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  23  Geography: (in general)

Anagrams  24  kangy, kingà, kinga

Updated on 2020/07/31