Entry | 1 fahakingana |
Root | 2 kinga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany |
Explanations in English |
5 [1.7] cleverness, quickness |
Explanations in French |
6 [1.8] habileté, adresse |
Examples |
7 Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany. [2.470#] |
Synonyms | 8 fahakinga, hakinga |
Updated on 2024/12/11 |