|
|
|
|

Entry1  fahakingana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany
Explanations in English  4  [1.7] cleverness, quickness
Explanations in French  5  [1.8] habileté, adresse
Examples  6  [2.470#] Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany.
Root  7  kinga
Synonyms  8  fahakinga, hakinga

Updated on 2024/12/11