|
|
|
|

Entry1  fahakinga
Root  2  kinga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany
Synonyms  5  hakinga, hakingana, fahakingana

Updated on 2024/12/11