Entry | 1 hakingana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany |
Explanations in English |
4 [1.7] cleverness, quickness |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.13] adresse 6 [1.8] habileté 7 [1.13] rapidité, agilité |
Root | 8 kinga |
Synonyms | 9 hakinga, fahakinga, fahakingana |
Compound words |
|
Anagrams | 11 hakangain, hakingana, hiakangan, nahakinga |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |