|
|
|
|

Entry (1/3)1  malady
Root  2  lady
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  kinga, haingana [Bezanozano] [1.78]
6  haingana [Sihanaka, Tanala] [1.78]
7  Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto
8  Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy
9  Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1]
Explanations in English  10  quick
11  keen of hearing [1.7]
Explanations in French  12  rapide. [Tankarana] [1.19]
13  prompt
14  qui a l'oreille fine [1.8]
15  vite prêt, rapidement préparé [1.196]
Examples  16  malady loatra izany fitiavana izany. [2.895#174]
17  Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#]
Synonyms  18  lady
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word malady

Entry (2/3)23  malady
Root  24  lady
Part of speech  25  adverb
Explanations in Malagasy  26  vetivety [Bezanozano] [1.78]
Tables and plates  27  All the adverbs

Entry (3/3)28  malady
Part of speech  29  noun
Explanations in English  30  aretina [1.17]

Updated on 2023/07/31