|
|
|
|

Entry (1/3)1  haingana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana
Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho
Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy
Malaky: Haingam-piteny izy.
Explanations in English  4  [1.7] rapid, prompt
Explanations in French  5  [1.8] rapide, prompt
Examples  6  Mitazana dia miverina haingana. [2.528]
7  Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445]
8  Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499]
Morphology 
9  Imperative :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Adjectives :
Synonyms  12  faingana
Analogs  13  eonohoeo, indraymihelina, indraymihelatra, indraymipimaso, indraymiserana, mbetivety, miarakaaminizay, miarakaaminnyvava, miarakaaminnyvavamiteny, poatoizay, tsyahamanamenaka, tsyhitahitaakory, tsytrabadymantsaka, tsielatsiela, vetivety, vetivetika
Compound words 

Entry (2/3)16  haingàna
Part of speech  17  imperative of adjective haingana [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika
Explanations in French  19  [1.3] allez vite, faites vite

Entry (3/3)20  haingana
Part of speech  21  adverb [Full list]
Explanations in English  22  [1.2] same as faingana
23  [1.7] rapidly, promptly
Explanations in French  24  [1.8] rapidement, promptement
Compound words 

Anagrams  26  angahain, angihana, haingana, haingàna, hanagian, hanainga, hanangia, hangaina, hiangana, higanana, nangahai

Updated on 2022/05/02