Entry (1/2) | 1 aretina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina |
Explanations in English |
4 [1.7] sickness, illness |
Explanations in French |
5 [1.3.fr#60, 1.8, 1.54, 1.13] maladie |
Examples |
6 Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442#] 7 Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445#] 8 Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59#] |
Vocabulary |
9 Health |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word aretina |
Article |
47 Randzavola: aretina ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 48 aretina |
Root | 49 aritra |
Part of speech | 50 participle |
Explanations in Malagasy |
51 [1.1] |
Explanations in French |
52 [1.3#62] qu'on endure, qu'on supporte |
Morphology |
|
Anagrams | 54 |
Updated on 2025/01/21 |