Entry | 1 aretina tsy mampandry fangady |
Elementary words | 2 aretina, tsy mampandry fangady |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) |
Explanations in French |
5 [1.54] maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche) |
Updated on 2023/11/20 |