|
|
|
|

Entry1  aretina tsy mampandry fangady
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona)
Explanations in French  4  [1.54] maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche)
Elementary words  5  aretina, tsy mampandry fangady

Updated on 2024/12/07