Entry (1/2) | 1 mañalady |
Root | 2 malady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manafaingana [Bezanozano]
[1.78] |
Examples |
5 Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#] 6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 manalady |
Root | 9 halady |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [mañalady] miala tsiny [Bezanozano]
[1.78] 12 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao) 13 Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
14 to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word manalady |
Anagrams | 21 madilana, mañalady, manalady, mandalia, nadalaim, niadalam |
Updated on 2023/09/25 |